MAHAY ZAVATRA ANDRIAMANITRA (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ! o ! o ! (2)O ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
E ! e ! o ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
Ie ! e ! o ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
Ie ! e ! o ! ‘zaho tena miaiky, mahay zavatra Andriamanitra e !
Zao olon-drehetra izao dia nohariany
Nataony mitovy endrika Aminy
Ny famonjena nomeny maimaim-poana
Tamin’ny alalan’i Kristy
O ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
E ! e ! o ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
Ie ! e ! o ! o ! mahay zavatra Andriamanitra e !
Ie ! e ! o ! ‘zaho tena miaiky, mahay zavatra Andriamanitra e !
… Mahay, mahay zavatra Andriamanitra e ! (2)
mahay (4) zavatra Andriamanitra e !(2)
Indraindray ianao manome tsiny
Mandà ny zava-tinendriny
Tsarovy anefa fa miara-miasa ireny
Ho antsika izay malalany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 1135
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 22/02/2019 08:35