Fitahiana mahatretrika (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nahona no dia sento sy tomany
No mba jqamvpva hasetrinao ny ankason'ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà banjino ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no mizaka toa anao
Misedra olana sy ady toa izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa ilay kgkqcs mpiandry tsara
Nampahery sy nikarakara
Ref: ô ô ô tsy ny soa ihany anie
yepio No raisina amin'Andriamanitra
Fa ny ratsy koa, miara miasa hahasoa
ô ô ô na mamaky afo aza ianao
Dia matokia fa mbola hivoaka
tononkira.serasera.org Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
............................................
Na mamaky afo aza ianao
Dia matoki fa mbola hivoaka
Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
No mba jqamvpva hasetrinao ny ankason'ity tany
Mahereza hatrakao ny loha
Mitrakà banjino ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy
Firifiry no mizaka toa anao
Misedra olana sy ady toa izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa ilay kgkqcs mpiandry tsara
Nampahery sy nikarakara
Ref: ô ô ô tsy ny soa ihany anie
yepio No raisina amin'Andriamanitra
Fa ny ratsy koa, miara miasa hahasoa
ô ô ô na mamaky afo aza ianao
Dia matokia fa mbola hivoaka
tononkira.serasera.org Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
............................................
Na mamaky afo aza ianao
Dia matoki fa mbola hivoaka
Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 3289
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aronekesa
Daty : 29/09/2017 09:23
