Fitahiana mahatretrika (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nahona no dia sento sy tomany
No mba hasetrinao ny ankason'ity tany
Mahereza hatrakao ny zrpcbxmx loha
Mitrakà banjino ilay Tsitoha
Vonona hanarina anao, sy hampandresy

Firifiry no mizaka toa anao
Misedra olana sy ady toa izao
Fa noraisiny ho anjara
Jesoa ilay mpiandry tsara
Nampahery sy nikarakara

Ref: ô ô ô tsy ny soa ihany anie
       No raisina amin'Andriamanitra
   tononkira.serasera.org     Fa ny ratsy koa, miara miasa hahasoa
       ô ô ô na mamaky afo aza ianao
      adqmsipo  Dia matokia fa mbola hivoaka
       Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA
  ............................................ supreinf    
Na mamaky afo aza ianao
Dia matoki fa mbola hivoaka
Amin'ny FITAHIANA MAHATRETRIKA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294