Dada (MIALY RAKOTOMAMONJY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada olon-tokana makany ,
Tsisy mahasolo ny cmbtyeeh toeranao ,
Dada fiantako fiangotiako ,
Ho tahiana ianao : Ilay masoandroko ...
REF : Saotra fcqma no atolotro ny mpahary ,
Nanome anao ry dada tianay ,
Setry ny fitiavanao iezaka izahay ,
tononkira.serasera.org Ankato reo anatranatrao .
Dada o ! Ty hira ho kaloiko ,
Hanambara aminao ny ao am-poko ao ,
Sambatra tokoa ao manana anao,
Ho tahiana ianao : Dada tiakooo ...
REF : uohfliwe ...
Tsisy mahasolo ny cmbtyeeh toeranao ,
Dada fiantako fiangotiako ,
Ho tahiana ianao : Ilay masoandroko ...
REF : Saotra fcqma no atolotro ny mpahary ,
Nanome anao ry dada tianay ,
Setry ny fitiavanao iezaka izahay ,
tononkira.serasera.org Ankato reo anatranatrao .
Dada o ! Ty hira ho kaloiko ,
Hanambara aminao ny ao am-poko ao ,
Sambatra tokoa ao manana anao,
Ho tahiana ianao : Dada tiakooo ...
REF : uohfliwe ...
--------
Rohy:
Hevitra
tahinakwoely
(
14/06/2025 09:38)
Hafatra tsara ho fitiavana an'i Dada
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIALY RAKOTOMAMONJYVangy : 652
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinakwoely
Daty : 14/06/2025 09:36
