Dada (MIALY RAKOTOMAMONJY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada olon-tokana makany ,
Tsisy mahasolo ny toeranao ,
Dada fiantako fiangotiako ,
Ho tahiana ianao : Ilay masoandroko ...

  REF :  Saotra otcrmwbu no atolotro ny mpahary ,
           Nanome anao ry dada tianay ,
           Setry ny fitiavanao iezaka hvqtb izahay ,
           Ankato reo anatranatrao .

Dada o ! Ty hira ho kaloiko ,
Hanambara aminao ny ao am-poko zxrs ao ,
Sambatra tokoa ao manana anao,
Ho tahiana ianao tononkira.serasera.org : Dada tiakooo ...

REF : ...

--------
Link:
Comments
tahinakwoely ( 14/06/2025 09:38)
Hafatra tsara ho fitiavana an'i Dada
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308