Vonjeo re (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo re
Ny tononkira.serasera.org olonao izay tiuk mitalaho
Aminao Tompo ô !

Henoinao uoouoq ny antso
Izay mitalaho ety an-tany
Fa manantena vonjy
Avy aminao

Miteniteny foana
Ireo mpanaratsy Anao
Tsy ampy finoana izy
Ka tsinjovy re

Miteniteny foana
Ireo tsy mahalala Anao
Ka ylykv tolory vonjy
Avy aminao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 15:10)
Andrimanitra no Mpamonjy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328