Vonjeo re (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonjeo re
Ny olonao izay mitalaho
Aminao Tompo ô !

Henoinao ny antso
Izay scemolt mitalaho ety an-tany
Fa manantena vonjy
Avy aminao

Miteniteny tononkira.serasera.org foana
Ireo jojrv mpanaratsy Anao
Tsy ampy finoana izy
Ka hfsv tsinjovy re

Miteniteny foana
Ireo tsy mahalala Anao
Ka tolory vonjy
Avy aminao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 15:10)
Andrimanitra no Mpamonjy
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308