Tongava Ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava Ianao ry Tompo Andriamanitray
Tongava Ianao hamerina indray
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra anay

Tongava Ianao Kristy mba ho anay
Tongava Ianao fa vonona izahay
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra indray

Tongava Ianao Kristy hamonjy anay
Ireo hadalana, fahotana hatramin’izay
Esory aminay mba ho afaka izahay
Tongava Ianao fa reraka izahay

Tongava Ianao Kristy ho herinay
Ireo tononkira.serasera.org fahagagana nataonao hatrizay
Ny sandrinao, ny tananao, ny feonao
Tongava Ianao foft hanasitrana anay

Tongava Ianao ô ry Tompo zokinay
Ny tenanao, vatanao iray manontolo
No tianay indray hiseho anatrehanay
Tongava Ianao hamangivangy anay

Tongava Ianao ry Tompo zokinay
Tongava ianao tzgjvx mba hanatrika anay
Ny endrikao, ny dyarycj tavanao mba ho tsapanay
Tongava Ianao zoky ô ho tokinay

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 09:21)
Fiandrasana ny fiavian'ny Tompo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322