Tongava Ianao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava Ianao ry Tompo Andriamanitray
Tongava Ianao hamerina indray
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra anay
Tongava Ianao Kristy mba ho anay
Tongava Ianao fa vonona izahay
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra indray
Tongava Ianao Kristy hamonjy anay
Ireo hadalana, fahotana hatramin’izay
Esory aminay mba ho afaka izahay
Tongava Ianao fa reraka izahay
Tongava Ianao Kristy jqzp ho herinay
Ireo fahagagana nataonao hatrizay
Ny atogfyk sandrinao, ny tananao, ny feonao
Tongava Ianao hanasitrana anay
Tongava Ianao tononkira.serasera.org ô ry Tompo zokinay
Ny tenanao, vatanao iray manontolo
No tianay indray hiseho anatrehanay
Tongava Ianao hamangivangy anay
Tongava Ianao ry Tompo zokinay
Tongava ianao mba hanatrika anay
Ny endrikao, ny tavanao mba ho tsapanay
Tongava Ianao srbdrn zoky ô ho tokinay
Tongava Ianao hamerina indray
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra anay
Tongava Ianao Kristy mba ho anay
Tongava Ianao fa vonona izahay
Ny fombanao, ny fiainanao, ireo anatrao
Tongava Ianao mba hampianatra indray
Tongava Ianao Kristy hamonjy anay
Ireo hadalana, fahotana hatramin’izay
Esory aminay mba ho afaka izahay
Tongava Ianao fa reraka izahay
Tongava Ianao Kristy jqzp ho herinay
Ireo fahagagana nataonao hatrizay
Ny atogfyk sandrinao, ny tananao, ny feonao
Tongava Ianao hanasitrana anay
Tongava Ianao tononkira.serasera.org ô ry Tompo zokinay
Ny tenanao, vatanao iray manontolo
No tianay indray hiseho anatrehanay
Tongava Ianao hamangivangy anay
Tongava Ianao ry Tompo zokinay
Tongava ianao mba hanatrika anay
Ny endrikao, ny tavanao mba ho tsapanay
Tongava Ianao srbdrn zoky ô ho tokinay
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 8
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 09:21
