O sambatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ubsh sambatra izay mifankatia ety an-tany
Fa hahazo ny anjara tononkira.serasera.org valisoa
Fa talohan’ny hisarahany
Tamin’ireo mpianany
Dia mbola namerina indray
Mifankatiava tsara
Dia hoy ny tononkira hoe
Koa mba hajao gdpz sy tiavo Andriamanitra wfbkv o
Ary isika izao mifankatiava tsara
Fa tsara ny mifankatia
Toy ny mpirahalahy o
Ho safononoka ny hasambaranao
Fa hahazo ny anjara tononkira.serasera.org valisoa
Fa talohan’ny hisarahany
Tamin’ireo mpianany
Dia mbola namerina indray
Mifankatiava tsara
Dia hoy ny tononkira hoe
Koa mba hajao gdpz sy tiavo Andriamanitra wfbkv o
Ary isika izao mifankatiava tsara
Fa tsara ny mifankatia
Toy ny mpirahalahy o
Ho safononoka ny hasambaranao
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
16/09/2026 10:24)
Mpianatry ny Tompo isika raha mifankatia
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 250
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:22
