O sambatra (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O sambatra izay mifankatia ety an-tany
Fa hahazo ny anjara valisoa

Fa talohan’ny squl hisarahany
Tamin’ireo mpianany
Dia mbola namerina indray
Mifankatiava tsara

Dia hoy tflmk ny tononkira hoe
Koa mba hajao sy tiavo Andriamanitra o
Ary isika izao tononkira.serasera.org sgxcp mifankatiava tsara

Fa tsara ny mifankatia
Toy ny mpirahalahy o
Ho safononoka ny hasambaranao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:24)
Mpianatry ny Tompo isika raha mifankatia
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.122