Ny ho eo anilanao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ho eo anilanao ry Maria ô
No ddiqrm mba faniriako hmzkwck anilanao
Ny ho eo akaikinao tononkira.serasera.org ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao
Sambatra izahay tbnxsoie raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho noana izahay e !e !e !
Raha eo anilanao ry Reny ô
Tsy handre hatsiaka na havizanana koa
Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tia anao amin’ny fonay rehetra

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:54