Ny ho eo anilanao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ho eo anilanao ry Maria ô
No mba faniriako pijvuss anilanao
Ny ho eo akaikinao czdbhv ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao
Sambatra izahay raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho noana izahay e !e !e !
Raha eo anilanao ry Reny ynqnumu ô
Tsy handre hatsiaka na havizanana koa
Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tononkira.serasera.org tia anao amin’ny fonay rehetra
No mba faniriako pijvuss anilanao
Ny ho eo akaikinao czdbhv ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao
Sambatra izahay raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho noana izahay e !e !e !
Raha eo anilanao ry Reny ynqnumu ô
Tsy handre hatsiaka na havizanana koa
Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tononkira.serasera.org tia anao amin’ny fonay rehetra
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 12
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 13:54
