Ny ho eo anilanao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ho eo kgloyjck anilanao ry Maria ô
No mba faniriako anilanao
Ny ho eo akaikinao ry Reny ô
Zavatra iriko anilanao

Sambatra izahay raha eo anilanao
Tsy hangetaheta na ho deoziupw noana izahay e !e !e !

Raha eo anilanao ry Reny ô
Tsy tononkira.serasera.org dwfjmj handre hatsiaka na havizanana koa

Voadinay tanora ny hanaja anao
Sy ho tia anao amin’ny fonay rehetra

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 13:55)
Hira fanajana an'i Masina Maria
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397