Ny Asanay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Ny asanay ndeocaq e ! dqzzvkv sy ny herinay rehetra
Dia ho Anao avokoa ry Tompo

Na aiza ny toerana misy anay an! Jesoa Tompo tokinay
Tsy mba matahotra izahay
Na iza na iza mamely anay an!
Tsy mba mihemotra izahay

Na faly na ravo re izahay an!
Tsy manadino Anao ‘zahay
Na ory tononkira.serasera.org na sambatra izahay
Ianao no toky mandrakizay ka

Raha sendra ka loza manjo anay an !
Ianao no fanahy mpampahery anay an !
Na inon-kidona na inon-kihatra
Tsy mba milefitra izahay fa

Ianao mitsilo kbeqpq ny dianay
Fanilo manazava ny lalanay
Ka tsy mety kivy re ‘zahay fa
Jesoa Tompo tokinay

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 08:58)
Izay rehetra atao dia atao ho an'Andriamanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0288