Ny Asanay (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Ny asanay e ! sy ny herinay rehetra
Dia iwwpeo ho Anao avokoa ry Tompo

Na aiza ny toerana qynhueuk misy anay an! Jesoa Tompo tokinay
Tsy mba matahotra izahay
Na iza na dkgcq iza tononkira.serasera.org mamely anay an!
Tsy mba mihemotra izahay

Na faly na ravo re izahay an!
Tsy manadino Anao ‘zahay
Na ory na sambatra izahay
Ianao no toky mandrakizay ka

Raha sendra ka loza manjo anay an !
Ianao no fanahy mpampahery anay an !
Na inon-kidona na inon-kihatra
Tsy mba milefitra izahay fa

Ianao mitsilo ny dianay
Fanilo manazava ny lalanay
Ka tsy mety kivy re ‘zahay fa
Jesoa Tompo tokinay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 08:58)
Izay rehetra atao dia atao ho an'Andriamanitra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322