Noely Fanantenana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly, ravo ny tany aman-danitra
Ka midera ny Tompo Jesoa
Dia ilay zanak’Andriamanitra
Nefa lasa olombelona koa
Mba hitady sy hamonjy ny very
Ny mpanota toa ahy sy ianao
Nefa Tompo mpanjaka mahery
Koa derao itcts ary ankalazao
Aoka isika tsy hisy hatahotra
Ny fisalasalana fadio
Ary izao dia aza matahotra
Manantona ny Tompo anio
Noelin’ny fanantenana o o
Noely fahafahan’izao
Ny gadran’ny ota hovahana gtsmnx o o
Ho afaka izaho sy ianao
Fa tsy misy na iray aza
Raha mbola olombelona koa
Na ireo lehibe na ny zaza
Dia samy mpanota avokoa
Nefa tononkira.serasera.org kosa ny famindrampony
Tena ampy dia ampy tokoa
Ka tsy hisy iray izay afoiny
Raha mino ny Tompo Jesoa
Dia ho tapaka hatreo ny tadin’
Ny ota namatotra anao
Fa ny Tompo no efa mitady
Sy manatona obujv antsika izao
Tsy hitady ireo olo-marina
No nidinany mba ho ety
Fa ny lavo izay te-hiarina
Ary koa ireo ondry nania
Ka midera ny Tompo Jesoa
Dia ilay zanak’Andriamanitra
Nefa lasa olombelona koa
Mba hitady sy hamonjy ny very
Ny mpanota toa ahy sy ianao
Nefa Tompo mpanjaka mahery
Koa derao itcts ary ankalazao
Aoka isika tsy hisy hatahotra
Ny fisalasalana fadio
Ary izao dia aza matahotra
Manantona ny Tompo anio
Noelin’ny fanantenana o o
Noely fahafahan’izao
Ny gadran’ny ota hovahana gtsmnx o o
Ho afaka izaho sy ianao
Fa tsy misy na iray aza
Raha mbola olombelona koa
Na ireo lehibe na ny zaza
Dia samy mpanota avokoa
Nefa tononkira.serasera.org kosa ny famindrampony
Tena ampy dia ampy tokoa
Ka tsy hisy iray izay afoiny
Raha mino ny Tompo Jesoa
Dia ho tapaka hatreo ny tadin’
Ny ota namatotra anao
Fa ny Tompo no efa mitady
Sy manatona obujv antsika izao
Tsy hitady ireo olo-marina
No nidinany mba ho ety
Fa ny lavo izay te-hiarina
Ary koa ireo ondry nania
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:11
