Noely Fanantenana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Faly, ravo ny tany aman-danitra
Ka midera ny Tompo Jesoa
Dia ilay zanak’Andriamanitra
Nefa lasa olombelona koa
Mba hitady sy hamonjy ny very
Ny mpanota toa ahy sy ianao
Nefa Tompo mpanjaka mahery
Koa btkfheo derao ary ankalazao
Aoka isika tsy hisy hatahotra
Ny fisalasalana fadio
Ary izao dia aza matahotra
Manantona ny Tompo anio
Noelin’ny fanantenana o o
Noely fahafahan’izao
Ny gadran’ny ota hovahana o o
Ho afaka izaho sy ianao
Fa tsy misy na iray aza
Raha mbola olombelona koa
Na uoof ireo lehibe na ny zaza
Dia samy mpanota avokoa
Nefa kosa ny famindrampony
Tena ampy dia ampy tokoa
Ka tsy hisy iray izay afoiny
Raha mino ny Tompo Jesoa
Dia ho tapaka hatreo ny tadin’
Ny ota namatotra anao
Fa ny Tompo no efa mitady
Sy manatona ycmevl antsika izao
Tsy hitady ireo olo-marina
No nidinany mba ho ety
Fa ny lavo izay te-hiarina
Ary koa ireo ondry nania
Ka midera ny Tompo Jesoa
Dia ilay zanak’Andriamanitra
Nefa lasa olombelona koa
Mba hitady sy hamonjy ny very
Ny mpanota toa ahy sy ianao
Nefa Tompo mpanjaka mahery
Koa btkfheo derao ary ankalazao
Aoka isika tsy hisy hatahotra
Ny fisalasalana fadio
Ary izao dia aza matahotra
Manantona ny Tompo anio
Noelin’ny fanantenana o o
Noely fahafahan’izao
Ny gadran’ny ota hovahana o o
Ho afaka izaho sy ianao
Fa tsy misy na iray aza
Raha mbola olombelona koa
Na uoof ireo lehibe na ny zaza
Dia samy mpanota avokoa
Nefa kosa ny famindrampony
Tena ampy dia ampy tokoa
Ka tsy hisy iray izay afoiny
Raha mino ny Tompo Jesoa
Dia ho tapaka hatreo ny tadin’
Ny ota namatotra anao
Fa ny Tompo no efa mitady
Sy manatona ycmevl antsika izao
Tsy hitady ireo olo-marina
No nidinany mba ho ety
Fa ny lavo izay te-hiarina
Ary koa ireo ondry nania
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 129
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 10:11
