Noël, Noël (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangina ny tany, tony ny lanitra
Dia indro tamy Anjely tononkira.serasera.org nidina
Tan-danitra, tan-danitra, tan-danitra
Nanaitra ireo, mpiandry ondry
Ref : Hoza-hozana, hoza-hozana – sambatra
Fa indro teraka, uglzj fa indro teraka
Mpamonjy antsika
Ry Jesoa Tompo ô midina ety, akaikinay
Honina, hatrizay
Anilanay ry Tompo sambatra
2- Indro ny Majy, avy any antsinanana
Dia nisy kintana nitarika
Azy ireo, azy ireo, azy ireo
Hatreo ambony, ny tranon’omby
3- Indreny vahoaka, avy ao an-tanana
Nidodododo faly izy ireo
Izy aeqkemo ireo, izy ireo, izy ireo
Hitsaoka ny Tompo, hany avo ehof indrindra
Dia indro tamy Anjely tononkira.serasera.org nidina
Tan-danitra, tan-danitra, tan-danitra
Nanaitra ireo, mpiandry ondry
Ref : Hoza-hozana, hoza-hozana – sambatra
Fa indro teraka, uglzj fa indro teraka
Mpamonjy antsika
Ry Jesoa Tompo ô midina ety, akaikinay
Honina, hatrizay
Anilanay ry Tompo sambatra
2- Indro ny Majy, avy any antsinanana
Dia nisy kintana nitarika
Azy ireo, azy ireo, azy ireo
Hatreo ambony, ny tranon’omby
3- Indreny vahoaka, avy ao an-tanana
Nidodododo faly izy ireo
Izy aeqkemo ireo, izy ireo, izy ireo
Hitsaoka ny Tompo, hany avo ehof indrindra
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 09:56
