Noël, Noël (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangina ny tany, tony ny lanitra
Dia indro tamy Anjely nidina
Tan-danitra, tan-danitra, tan-danitra
Nanaitra ireo, mpiandry ondry
Ref : Hoza-hozana, hoza-hozana – sambatra
Fa indro teraka, fa indro teraka
Mpamonjy antsika
Ry Jesoa Tompo ô midina deszqvh ety, akaikinay
Honina, hatrizay
Anilanay ry Tompo sambatra
2- Indro ny Majy, avy any jpjm antsinanana
Dia nisy kintana nitarika
Azy ireo, azy tononkira.serasera.org ireo, azy ireo
Hatreo ambony, ny tranon’omby
3- Indreny vahoaka, avy ao an-tanana
Nidodododo faly izy ireo
Izy mikqbzg ireo, izy ireo, izy ireo
Hitsaoka ny Tompo, hany avo indrindra
Dia indro tamy Anjely nidina
Tan-danitra, tan-danitra, tan-danitra
Nanaitra ireo, mpiandry ondry
Ref : Hoza-hozana, hoza-hozana – sambatra
Fa indro teraka, fa indro teraka
Mpamonjy antsika
Ry Jesoa Tompo ô midina deszqvh ety, akaikinay
Honina, hatrizay
Anilanay ry Tompo sambatra
2- Indro ny Majy, avy any jpjm antsinanana
Dia nisy kintana nitarika
Azy ireo, azy tononkira.serasera.org ireo, azy ireo
Hatreo ambony, ny tranon’omby
3- Indreny vahoaka, avy ao an-tanana
Nidodododo faly izy ireo
Izy mikqbzg ireo, izy ireo, izy ireo
Hitsaoka ny Tompo, hany avo indrindra
--------
Lien:
A propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 7
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 16/09/2026 09:56
