Nanenenako ny lasa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! ny fikasako
Te hiezaka aho hiarina
Mba tantanonao ny diako
Mba hitanako ny marina
Nanenenako kbyzuh ny lasa
Sy ny ditrako efa vita
Nataoko mantsy izy ireny
Fa loharano tsy ho ritra
Mandinika aho ankehitriny
Ka izao vao mahalala
Fa ny rano no tononkira.serasera.org sotroiko
Rano rakotra tsingala
Olo-maro sesehena
No efa potrak’izy ireny
Ota lova tao Edena
No babena ankehitriny
Inona pxey ary no hataoko
Mba hanonitra an’izany
Fa ny nofoko ho rava
Ary hody vovon-tany
Ô! ry Tompo be fiantra
‘Reo olon’ory sy mahantra
‘Reo manan-trano tsisy tafo
Tolory vary mszsheq sy sakafo
‘Reo tsy manan-kisalorana
‘Reo tsy manan-kotafiana
Na ririnina na manorana
Dia tolory fitahiana
Te hiezaka aho hiarina
Mba tantanonao ny diako
Mba hitanako ny marina
Nanenenako kbyzuh ny lasa
Sy ny ditrako efa vita
Nataoko mantsy izy ireny
Fa loharano tsy ho ritra
Mandinika aho ankehitriny
Ka izao vao mahalala
Fa ny rano no tononkira.serasera.org sotroiko
Rano rakotra tsingala
Olo-maro sesehena
No efa potrak’izy ireny
Ota lova tao Edena
No babena ankehitriny
Inona pxey ary no hataoko
Mba hanonitra an’izany
Fa ny nofoko ho rava
Ary hody vovon-tany
Ô! ry Tompo be fiantra
‘Reo olon’ory sy mahantra
‘Reo manan-trano tsisy tafo
Tolory vary mszsheq sy sakafo
‘Reo tsy manan-kisalorana
‘Reo tsy manan-kotafiana
Na ririnina na manorana
Dia tolory fitahiana
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:14
