Nanenenako ny lasa (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! ny fikasako
Te hiezaka aho hiarina
Mba tantanonao ny diako
Mba hitanako ny marina

Nanenenako ny lasa
Sy ny ditrako bziz efa vita
Nataoko dmlrk mantsy izy ireny
Fa loharano tsy tononkira.serasera.org ho ritra

Mandinika aho ankehitriny
Ka izao vao mahalala
Fa ny rano no sotroiko
Rano rakotra tsingala

Olo-maro sesehena
No efa potrak’izy ireny
Ota lova tao Edena
No babena ankehitriny

Inona ary no hataoko
Mba hanonitra zaxedhl an’izany
Fa ny nofoko ho rava
Ary hody vovon-tany

Ô! ry Tompo be fiantra
‘Reo olon’ory sy mahantra
‘Reo manan-trano tsisy tafo
Tolory vary sy sakafo

‘Reo tsy manan-kisalorana
‘Reo tsy manan-kotafiana
Na ririnina na manorana
Dia tolory fitahiana

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:14)
Fanenenana sy fikasana tsara
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032