Mamindrà fo Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo Tompo be fiantra sy be indrafo
Be ny fahotana vita izay tsy sitrako
Eo anilanao no toerana finidinay
Hihaonana aminao mandrakizay

Teny tokana avy aminao Mpamonjy
Azo antenaina fa hitondra vonjy
Ho fialofan’ireo rwyfqo mijaly am-panahy
Ho sxsjxq mandrakizay ka hahasambatra

Mba twhr ho toa tononkira.serasera.org anie ry Tompo ‘zany sitrakao
Eto an-tany an-danitra any izao tontolo
Fa ianao no Tompo mahery sy be indrafo
Ao aminao no misy soa

Teny tokana re ry Tompo
No irinay aminao
Arotsahy re ny herinao
Hampisy hery anay zanakao

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 14:02)
Hira fifonana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 14:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0334