Mamindrà fo Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zdujgfj Mamindra fo Tompo be fiantra sy be indrafo
Be ny fahotana vita izay tsy sitrako
Eo anilanao tononkira.serasera.org no toerana finidinay
Hihaonana aminao mandrakizay

Teny tokana bxsukpzs avy aminao Mpamonjy
Azo antenaina fa hitondra vonjy
Ho fialofan’ireo mijaly am-panahy
Ho mandrakizay ka hahasambatra

Mba ho toa anie ry Tompo ‘zany sitrakao
Eto an-tany an-danitra any izao tontolo
Fa ianao no Tompo mahery sy be indrafo
Ao aminao no misy vnaqei soa

Teny tokana re ry Tompo
No irinay aminao
Arotsahy re ny herinao
Hampisy hery anay zanakao

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 14:02)
Hira fifonana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1595