Mamindrà fo Tompo (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindra fo Tompo be fiantra sy be indrafo
Be ny fahotana vita izay tsy sitrako
Eo anilanao no toerana finidinay
Hihaonana aminao mandrakizay

Teny tokana avy aminao Mpamonjy
Azo antenaina dpqonf fa hitondra vonjy
Ho fialofan’ireo mijaly tononkira.serasera.org mtuzbj am-panahy
Ho mandrakizay ka hahasambatra

Mba ho toa anie ry Tompo ‘zany sitrakao
Eto an-tany an-danitra any izao tontolo
Fa ianao no Tompo mahery sy be indrafo
Ao aminao no misy soa

Teny tokana re ry Tompo
No mwrx irinay aminao
Arotsahy re ny herinao
Hampisy hery anay zanakao

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 14:02)
Hira fifonana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328