Iaveh no ianteherako (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iaveh no ianteherako sady andrin’ny fiainako
Vatolampy iankinako na mahantra am-panahy aho
Ka na zovy hialona sy tononkira.serasera.org hanenjika mazàna
Andriamanitra ô Ianao e no efa monina ilrgf ato anatiko

Mba tantano ny fanahiko wcacze izany ihany no angatahiko
Fa miantsoantso anio Ô sambatra xthio izay enjehina
Indro atopiko aminao ny masoko mipitra irery
Ahirato sy ambeno, hifankatia am-pahavalo

Iaveh no ianteherako sady andrin’ny fiainako
Vatolampy iankinako na mahantra am-panahy aho
Ka na zovy hialona sy hanenjika mazàna
Andriamanitra ô Ianao e no efa monina ato anatiko

--------
Link:
Comments
iotimah ( 16/09/2026 10:31)
Andriamanitra no andriko
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.005