Ampidiro aloha ny tenimiafina
Iaveh no ianteherako (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iaveh no ianteherako sady andrin’ny fiainako
Vatolampy tononkira.serasera.org iankinako na mahantra am-panahy aho
Ka na zovy hialona sy hanenjika mazàna
Andriamanitra ô Ianao e no efa monina ato gdtx anatiko
Mba tantano ny fanahiko izany ihany no angatahiko
Fa miantsoantso anio Ô sambatra izay enjehina
Indro atopiko aminao ny masoko mipitra irery
Ahirato sy ambeno, hifankatia am-pahavalo
Iaveh no ianteherako sady archlza andrin’ny fiainako
Vatolampy iankinako na mahantra am-panahy dmdgl aho
Ka na zovy hialona sy hanenjika mazàna
Andriamanitra ô Ianao e no efa monina ato anatiko

--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 134
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 16/09/2026 10:31