Hidera aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera aho Andriamanitra ô !
Fa ianao no rknawv Mpanjakanay
Ray be fitia sy mpamindra fo
Andriamanitra ô !
Raiso ny dera atolotray
Mba ho anao iskhazes ry Tompo ô !
Raiso ny dera atolotray
Ho anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Ndreto izahay ry Tompo cvfn ô !
Tonga mba hidera anao
Ny dera sy ny laza anie
Ho anao mandrakizay
Fa ianao no rknawv Mpanjakanay
Ray be fitia sy mpamindra fo
Andriamanitra ô !
Raiso ny dera atolotray
Mba ho anao iskhazes ry Tompo ô !
Raiso ny dera atolotray
Ho anao tononkira.serasera.org mandrakizay
Ndreto izahay ry Tompo cvfn ô !
Tonga mba hidera anao
Ny dera sy ny laza anie
Ho anao mandrakizay
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:57
