Hidera aho (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera aho Andriamanitra ô !
Fa ianao no Mpanjakanay
Ray dvsbthk be fitia sy mpamindra fo
Andriamanitra ô !

Raiso avufx ny dera atolotray
Mba ho anao ry Tompo ô !
Raiso ny dera atolotray
Ho anao mandrakizay

Ndreto izahay ry Tompo tononkira.serasera.org ô !
Tonga mba hidera anao
Ny dera sy xibrh ny laza anie
Ho anao mandrakizay

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 13:58)
Hira fiderana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316