Gloria (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gloria, Gloria, Glô ô ria…
Izany no hiran’ny Anjely
Mihoby ilay zazakely
Voninahitra sy arahaba
Ho an’ilay Mpanjaka malaza
Gloria, Gloria, nvbvd Glô ô ria…
Teraka tokoa ilay Mesia
Koa tononkira.serasera.org miaravoa sy mifalia
Injao manakoako eran-tany
Fihobiana mankalaza izany
Gloria, Gloria, Glô ô ria…
Zovy no tsy mba ho faly
Ho foana avokoa bjhpz ireo jaly
Ny masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilay Mpamonjy antsika
Gloria, fbzuxqg Gloria, Glô ô ria…(2)

A/C ANDRIANJAFY Irène Lydie

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281