Gloria (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gloria, Gloria, Glô ô ria…
Izany no hiran’ny Anjely
Mihoby ilay zazakely
Voninahitra sy tononkira.serasera.org arahaba
Ho muwk an’ilay Mpanjaka malaza
Gloria, Gloria, Glô ô ria…
Teraka tokoa ilay munn Mesia
Koa miaravoa sy mifalia
Injao manakoako eran-tany
Fihobiana mankalaza izany
Gloria, Gloria, Glô ô ria…
Zovy no tsy mba ho faly
Ho foana avokoa ireo jaly
Ny szqkv masoandro kosa hibaliaka
Fa tonga ilay Mpamonjy antsika
Gloria, Gloria, Glô ô ria…(2)

A/C ANDRIANJAFY Irène Lydie

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291