Fanompoana dia hasina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ggwkzdt Fanompoana tononkira.serasera.org dia hasina
Ohatra nomen’ny Tompontsika
Fanompoana dia hasina
Didim-pitiavana ho antsika
Eny Tompo ô !
Hifanompo izahay
Hifankatia izahay
Fa mpianatrao
Fanompoana dia hasina
Ka zcunji ny lehibe re no mpanompo
Fanompoana dia hasina
Anatra aukrqh nomen’ny Tompo antsika
Ohatra nomen’ny Tompontsika
Fanompoana dia hasina
Didim-pitiavana ho antsika
Eny Tompo ô !
Hifanompo izahay
Hifankatia izahay
Fa mpianatrao
Fanompoana dia hasina
Ka zcunji ny lehibe re no mpanompo
Fanompoana dia hasina
Anatra aukrqh nomen’ny Tompo antsika
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
15/09/2026 15:06)
Hafatry ny Tompo ny ifankatiavantsika
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 15:05
