Fanompoana dia hasina (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanompoana dia hasina
Ohatra nomen’ny Tompontsika
Fanompoana dia tononkira.serasera.org hasina
Didim-pitiavana ho irkmcp antsika

Eny Tompo ô !
Hifanompo izahay
Hifankatia izahay
Fa mpianatrao

Fanompoana dia hasina
Ka ny lehibe re no mpanompo
Fanompoana qodfabvm dia hasina
Anatra nomen’ny Tompo antsika
gvnpk

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 15:06)
Hafatry ny Tompo ny ifankatiavantsika
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335