Fanahy ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! Masina Ianao
Hamasino re ‘zahay
Fanahy ô! Masoandronay
Tsinjovy re, tantano re ny fiainanay ety
Ny kyvlfvzi faniriako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy tononkira.serasera.org mpanazava mamindra fo
Fa nselufk ny foko toa Anao,
Hifaly sy ho ravo

Ny vetsom-poko anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy mpanasoa, mamindra fo
Ho tsara bpfadkta fo tokoa

Ny hetahetako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy famonjena mamindra fo
Arotsahy ny Fanahinao hanjaka ao am-poko

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 16/09/2026 10:10)
Fiantsoana ny Fanahy Masina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373