Fanahy ô! (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô! Masina tononkira.serasera.org Ianao
Hamasino re ‘zahay
Fanahy ô! Masoandronay
Tsinjovy re, tantano re ny fiainanay ety
Ny faniriako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy mpanazava mamindra fo
Fa ny foko toa Anao,
Hifaly sy ho ravo
Ny vetsom-poko anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy mpanasoa, mamindra fo
Ho umkbbz tsara fo tokoa
Ny hetahetako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy famonjena mamindra fo
Arotsahy hrczhef ny Fanahinao hanjaka vmvwx ao am-poko
Hamasino re ‘zahay
Fanahy ô! Masoandronay
Tsinjovy re, tantano re ny fiainanay ety
Ny faniriako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy mpanazava mamindra fo
Fa ny foko toa Anao,
Hifaly sy ho ravo
Ny vetsom-poko anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy mpanasoa, mamindra fo
Ho umkbbz tsara fo tokoa
Ny hetahetako anie ry Tompo
Dia ho toa Anao
Ry Fanahy famonjena mamindra fo
Arotsahy hrczhef ny Fanahinao hanjaka vmvwx ao am-poko
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:10
