Didy vaovao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Didy vaovao
No omeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Eny aoka ho tahaka
Ny ghia nitiavako anareo
No tononkira.serasera.org mba hifankatiavanareo, kosa
Fa dlrbokye izany no ahafantaran’ny olona, rehetra
Fa mpianatro ianareo
Raha mifankatia
coml
No omeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo
Eny aoka ho tahaka
Ny ghia nitiavako anareo
No tononkira.serasera.org mba hifankatiavanareo, kosa
Fa dlrbokye izany no ahafantaran’ny olona, rehetra
Fa mpianatro ianareo
Raha mifankatia
coml
--------
Rohy:
Hevitra
iotimah
(
16/09/2026 10:09)
Ny Fitiavana no fahatanterahan'ny Didy rehetra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 5
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 16/09/2026 10:09
