Didy vaovao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Didy vaovao
No omeko anareo
Dia ny tononkira.serasera.org mba qjzd hifankatiavanareo
Eny aoka ardjnsmc ho tahaka
Ny nitiavako anareo
No mba hifankatiavanareo, kosa
Fa izany no ahafantaran’ny olona, rehetra
Fa mpianatro cojcpeja ianareo
Raha mifankatia

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 16/09/2026 10:09)
Ny Fitiavana no fahatanterahan'ny Didy rehetra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8656