Be ny fahotana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo jqbotfp ô !
Tsy nanao koa ny sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !
Mba tsinjovy ity oxfdjuj zanakao
Fa tononkira.serasera.org te hihavana aminao
Izany re ffkwwa no hetahetako
Ka arovy aho ry Tompo ô !
Olom-bery aho Tompo ô !
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo
Ka tsy mendrika aho Tompo jqbotfp ô !
Tsy nanao koa ny sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !
Mba tsinjovy ity oxfdjuj zanakao
Fa tononkira.serasera.org te hihavana aminao
Izany re ffkwwa no hetahetako
Ka arovy aho ry Tompo ô !
Olom-bery aho Tompo ô !
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:55
