Be ny fahotana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bfhzgt Be ny fahotana vitako
Ka tsy mendrika aho Tompo ô !
Tsy nanao koa ny sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy aho ry Tompo ô !
Olom-bery lfob aho Tompo ô !
Ka tononkira.serasera.org nrwhrcdu arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo
Ka tsy mendrika aho Tompo ô !
Tsy nanao koa ny sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !
Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy aho ry Tompo ô !
Olom-bery lfob aho Tompo ô !
Ka tononkira.serasera.org nrwhrcdu arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo
--------
Lien:
Commentaires
iotimah
(
15/09/2026 13:56)
Hira fanenenana sy fifonana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAVisites : 9
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : iotimah
Date : 15/09/2026 13:55
