Be ny fahotana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be ny abqgvzyu fahotana vitako
Ka krzpplfb gxjbb tsy mendrika aho Tompo ô !
Tsy nanao koa ny sitrakao
Ka arovy aho Tompo ô !

Mba tsinjovy ity zanakao
Fa te hihavana aminao
Izany re no hetahetako
Ka arovy tononkira.serasera.org aho ry Tompo ô !

Olom-bery aho Tompo ô !
Ka arovy amin’ny sandrinao
Tsy mahita ny fiadanam-po
Noho ny fahoriana izay nanjo

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 13:56)
Hira fanenenana sy fifonana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355