Alon-drano mikoriana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro sesehena
No efa lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy

Alon-drano mikoriana
Ny hasambarana eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia ny lanitra jqpy bsod any ho any

Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa
Izay tononkira.serasera.org natoa tamin’izany
Dia ho xfwh tsarain’i Jesoa koa

Hisy valiny daholo
‘Zay efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary

Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 13:53)
Hiran'ny Lanitra
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5826