Alon-drano mikoriana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro sesehena
No efa lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy
Alon-drano mikoriana
Ny hasambarana eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia ny lanitra any ho any
Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa npdlsuzl
Izay natoa evfgngj tamin’izany
Dia ho tsarain’i Jesoa koa
Hisy valiny daholo
‘Zay tononkira.serasera.org efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary
Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be wbobd fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria
No efa lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy
Alon-drano mikoriana
Ny hasambarana eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia ny lanitra any ho any
Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa npdlsuzl
Izay natoa evfgngj tamin’izany
Dia ho tsarain’i Jesoa koa
Hisy valiny daholo
‘Zay tononkira.serasera.org efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary
Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be wbobd fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria
--------
Link:
About this song
Artist : MAINTIMOLALY MANGASOAVINAHits : 13
Likes : 0 Like
Created by : iotimah
Date : 15/09/2026 13:53
