Alon-drano mikoriana (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olo-maro sesehena
No efa tononkira.serasera.org vdkxmk lasa tsy tadidy
Herezo fa ny famonjena
Io no harena sarobidy

Alon-drano txtdyiao mikoriana
Ny hasambarana mfkjbi eto an-tany
Ny paradisa ho fidiana
Dia ny lanitra any ho any

Izay rehetra eto an-tany
Dia hilaozana avokoa
Izay natoa tamin’izany
Dia ho tsarain’i Jesoa koa

Hisy valiny daholo
‘Zay efa vita manontolo
Mahatsiarova saina ary
Itodiho ny Mpahary

Ny fanantenana dia ny Ray
Dia ilay Ray be fitia
Ary i Jesoa Zokinay
Sy ilay Reny Maria

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 13:53)
Hiran'ny Lanitra
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2884