Aleloia, Derao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia derao (bis)
O derao ny hira soa skppm izao
Fihobiana
Hiran’ny Tompo re no atao
Hafaliana

Redony naxhsdf mafy re ny feo
Hanako eran-tany izao
Hiran’ny lanitra (2)

Ô Hirao ny hoby tononkira.serasera.org sy ny antsa Fifaliana
Fifaliana sy fankalazana
An’ny Tomponay

Ô hobio ankalazao ny Tompo
Ho voninahitra
Miravoa tbfbjfvo misaora mitehafa
Ho an’Andriamanitra

--------
Rohy:
Hevitra
iotimah ( 15/09/2026 13:51)
Hira fiderana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAINTIMOLALY MANGASOAVINA
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iotimah
Daty : 15/09/2026 13:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337