Aleloia, Derao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia derao ztehvtc (bis)
O derao ny hira soa izao
Fihobiana
Hiran’ny Tompo re no atao
Hafaliana

Redony mafy re ny feo
Hanako eran-tany izao
Hiran’ny lanitra (2)

Ô Hirao ny hoby sy ny antsa Fifaliana
Fifaliana sy fankalazana
An’ny Tomponay

Ô hobio ankalazao tononkira.serasera.org ny Tompo
Ho voninahitra
Miravoa misaora ousimpw mitehafa
Ho vkxilgph an’Andriamanitra

--------
Link:
Comments
iotimah ( 15/09/2026 13:51)
Hira fiderana
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317