Aleloia, Derao (MAINTIMOLALY MANGASOAVINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aleloia derao (bis)
O derao ny hira soa izao
Fihobiana
Hiran’ny Tompo re no atao
Hafaliana

Redony tononkira.serasera.org mafy re rzsacj ny feo
Hanako eran-tany izao
Hiran’ny lanitra (2)

Ô Hirao ny bmeo hoby sy ny antsa Fifaliana
Fifaliana sy fankalazana
An’ny Tomponay

Ô hobio ankalazao ny Tompo
Ho gojfzoy voninahitra
Miravoa misaora mitehafa
Ho an’Andriamanitra

--------
Lien:
Commentaires
iotimah ( 15/09/2026 13:51)
Hira fiderana
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0463