Tiako ianao (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy eo akaiky ianao
Tsisy cqen mety o
’Zaho miandry lava izao
’Lay ukqs hafanana avy aminao
Mandritry ny andro aho zyubwya miandry anao
Ny alina manonofy tononkira.serasera.org anao
Tsy haiko intsony izay atao
Hilazako fa
Tiako, tiako, tiako, tiako ianao
Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana be dia be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry ny andro aho mitady anao
Ny alina…
Tsisy cqen mety o
’Zaho miandry lava izao
’Lay ukqs hafanana avy aminao
Mandritry ny andro aho zyubwya miandry anao
Ny alina manonofy tononkira.serasera.org anao
Tsy haiko intsony izay atao
Hilazako fa
Tiako, tiako, tiako, tiako ianao
Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana be dia be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry ny andro aho mitady anao
Ny alina…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 4106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lalou
Daty : 16/06/2004 02:21
