Tiako ianao (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy eo akaiky ianao
Tsisy mety o
’Zaho miandry djlyfnsl lava izao
’Lay hafanana avy aminao
Mandritry ny andro aho miandry anao
Ny alina manonofy anao
Tsy haiko intsony izay atao
Hilazako fa
Tiako, tiako, tiako, tiako ianao
Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana yncaj be dia be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry tononkira.serasera.org ny andro aho mitady yddioo anao
Ny alina…
Tsisy mety o
’Zaho miandry djlyfnsl lava izao
’Lay hafanana avy aminao
Mandritry ny andro aho miandry anao
Ny alina manonofy anao
Tsy haiko intsony izay atao
Hilazako fa
Tiako, tiako, tiako, tiako ianao
Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana yncaj be dia be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry tononkira.serasera.org ny andro aho mitady yddioo anao
Ny alina…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalie AndriamazavaHits : 4107
Likes : 0 Like
Created by : Lalou
Date : 16/06/2004 02:21
