Tiako ianao (Lalie Andriamazava)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy eo akaiky ianao
Tsisy mety o
’Zaho miandry lava izao
’Lay hafanana avy aminao
Mandritry ny myafkk andro aho ndttmi miandry tononkira.serasera.org anao
Ny alina manonofy anao
Tsy haiko intsony izay atao
Hilazako fa

Tiako, tiako, tiako, tiako ianao

Ianao no tiako hanome,
Fitia, fitiavana be dia be
Ianao irery no mahay
Mampihirahira ny fanahy
Mandritry kfbcztgn ny andro aho mitady anao
Ny alina…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalie Andriamazava
Visites : 4049
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lalou
Date : 16/06/2004 02:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0541