Mbola fay (Lalie Andriamazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy adino ihany ve
’Lay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe
Tia ahy !
Fantaro osrcxx anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho jqepgd tia anao !
Fay, tena mbola hshyltuo fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka tononkira.serasera.org !
Ny fonao anefa
EFa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy irery !
Talohako, hoy ianao
Nisy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...
’Lay tantaranareo efa ela be
No misalasala ianao hilaza hoe
Tia ahy !
Fantaro osrcxx anefa f’izaho
Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao
Mandrakizay raha mbola azoko atao
Ho jqepgd tia anao !
Fay, tena mbola hshyltuo fay ianao
Ka tsy sahy mirobodroboka tononkira.serasera.org !
Ny fonao anefa
EFa re midobodoboka
Ho ahy, ho ahy irery !
Talohako, hoy ianao
Nisy tantara anankiray izay
Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalie AndriamazavaVangy : 5057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HERY
Daty : 17/02/2002 07:59
